Arendrina taratasy…may…may…may

Nahazo ny fahaleovan-tenany i Madagasikara ny 26 jiona 1960, rehefa avy nisedra nandritry ny dimapolotaona eo ho eo ny fanjanahan’ny Frantsay.

Tratry ny hasaramanitra moa ny fifampiarahabana amin’io vanin’andro io. Raha ny toe-zava-misy amin’izao fotoana izao, dia tsy hitako loatra hoe inona no tena tokony hifalian’ny vahoaka. Ireo mpitondra mandroka amin’ny sobika maro ny harena tsy nosasarany angamba no faly, na ireo izay afaka manararaotra amin’izao andro sarotra izao. Nefa koa moa raha amin’io fotoana io ihany no ahafahan’ny madinika mifaly dia ao izy mba hifaly.  Tratry ny hasaramanitra e!

Arahabaina fa nahazo fahaleovan-tena e! Tsy fantatro loatra hoe fahaleovan-tena amin’ny lafiny inona tsara moa le voalaza, fa na ara-tsakafo, na ara-politika dia ohatry ny tsy misy izany akory amin’ilay firenena. Nefa moa na inona lazaina na inona dia mahaleo tena hono ilay Nosy ka dia arahabaina zany fa efa ho roa amby dimampolo taona izany no tsy voajanaka!

Ao tsy hila voa tsy hary sy tsy himenomenona ary fa dia: tratry ny 26 jiona ianao ry Malagasy! Arahabaina ary mifalia!

Ry Tanindrazanay malala ô
Ry Madagasikara soa.
Ny fitiavanay anao tsy miala,
Fa ho anao ho anao doria tokoa.

Ry Tanindrazanay malala ô
Irinay mba hitahy anao,
Ilay Nahary izao tontolo izao
Izay fototra ijoroan’ny satanao.

ps: mbola hoavy ny sary mifanaraka amin’ity…raha mahita 😀

Publicités

Re :D

Hello vous (les deux ou trois personnes qui sont derrière l’écran et qui se demandent si cette bulle a éclaté ou pas, vu l’absence d’articles nouveaux depuis des semaines ou le million de visiteurs de la bulle qui meurent d’impatience de me relire à nouveau )

Cela fait un bon moment que je n’ai pas alimenté la bulle, et pourtant beaucoup d’évènements se sont passés depuis la dernière fois, beaucoup de choses se bousculent dans ma tête actuellement et beaucoup d’idées me noient littéralement l’esprit. J’essaie de réfréner tout ça et peut être j’essaie de me contrôler pour ne pas me perdre (oui, j’ai cette tendance maladive à vouloir tout contrôler et à ne pas vouloir laisser faire certaines choses, ha ha ha, vous savez un peu comme Catherine Heigel dans L’abominable vérité mais à ma décharge, j’ai aussi parfois ce grain dans ma tête qui fait que je fasse des folies, sans auto-contrôle. Mais on s’écarte du sujet là :p). Mais voilà, ce petit post c’était juste pour dire que non ma bulle n’a pas encore éclaté et que oui…je vais essayer d’arranger tout cela et de revenir plus régulièrement 😀

A plus les loulous 😉